|
|
|
|

Entry1  Ratompokovavy
Part of speech  2  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty
Explanations in French  4  [1.66, 1.5] feue
5  [1.5] la défunte, la regrettée
Examples  6  [1.66] ratompokovavy reninay (feue notre mère)
7  [2.296] Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana.
Vocabulary  8  Forms of Address
Elementary words  9  ra-, tompoko, vavy
Synonyms  10  itompokovavy, itompokovavy, itompokovavy
Antonyms  11  ratompokolahy

Updated on 2024/12/12