Entry | 1 lahiaivo |
Root | 2 lahy, ivo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany |
Explanations in English |
5 [1.7] the second son in a family |
Explanations in French |
6 [1.3#11] Le cadet 7 [1.8] le deuxième fils d'une famille |
Examples |
8 maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#] 9 Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo. [2.508#] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Analogs | 11 lahimatoa, vaviaivo, vavimatoa |
Anagrams | 12 lahiaivo, voailahy |
Updated on 2022/02/23 |