|
|
|
|

Entry1  lahiaivo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny zanakalahy faharoa amin' ny lahy, na ny zanakalahy rehetra eo anelanelan' ny voalohany sy ny farany
Explanations in English  4  [1.7] the second son in a family
Explanations in French  5  [1.3#11] Le cadet
6  [1.8] le deuxième fils d'une famille
Examples  7  [2.944#] maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo!
8  [2.508#] Ny lahiaivo, Ratsimanonga na Ratsimanongarivo no nanjaka tany Mahabo.
Vocabulary  9  Relationships: family
Elementary words  10  lahy, aivo
Analogs  11  lahimatoa, vaviaivo, vavimatoa

Anagrams  12  lahiaivo, voailahy

Updated on 2025/02/12