|
|
|
|

Entry1  jiridahy
Elementary words  2  jirika, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  [1.3#297] Un brigand, un pillard, un rôdeur
Examples  5  Nefa ny jiridahy Sakalava dia miriorio lalandava mandrava tanàna sy mamabo olona, indrindra fa ny tovovavy no tena tadiaviny. [1.437#]
Analogs  6  jiribavy

Updated on 2024/12/12