|
|
|
|

Entry1  rafaralahy
Elementary words  2  rafara, lahy
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Relationships: family
Explanations in Malagasy  5  Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka lahy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Explanations in English  6  The name given to the last-born male in a family. See Andriamparany [1.2]
Examples  7  Ary nony maty Andriandrantsaimasindreny, dia rafaralahy indray zandry ny natao hifehy any Vakinankaratra. [2.48]
Synonyms  8  randriamparany
Proverbs  9  Proverbs containing the word rafaralahy

Updated on 2023/11/27