|
|
|
|

Entry1  ankizilahy
Elementary words  2  ankizy, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza [1.1]
Explanations in English  5  a male servant, a boy. [1.2]
Explanations in French  6  esclave (homme) [1.3]
Examples  7  Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly. [2.472]
8  Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]

Updated on 2023/08/02