Entry | 1 Ingahy |
Elementary words | 2 lahy |
Part of speech | 3 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
antidahy hajaina 5 [1.1] Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? |
Explanations in English |
6 [1.2] a respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. 7 [1.7] "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity |
Explanations in French |
8 [1.8] "Monsieur"; terme honorifique |
Examples |
9 Aza adino ange I Sarila s' ingahy Sefo. [2.470] 10 Ambarao, ry ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra. [2.324] 11 Marary, hono, ingahy Raboto, hoy izy. [2.472] |
Vocabulary |
12 Forms of Address |
Analogs | 13 ing, andriamatoa, ingahibe, rangahy, rangahibe |
Compound words |
|
Titles | 16 Zanak' Ingahy Naora (Andrianjafy Michel) |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word Ingahy |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |