Entry | 1 raindahiny |
Elementary words | 2 ray, lahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza olona kalazalahy amin' ny zavatra iray [1.1] |
Explanations in English |
5 famous for what he does (often derogatory) [1.7] |
Explanations in French |
6 qui a déjà un certain âge, expérimenté [1.8] |
Examples |
7 Fa inona moa no tena mba itiavanao io jiolahy raindahiny be tombokavatsa, tapa-tanana io [2.895#] |
Analogs | 8 maintimolaly, ela nihetezana, za-draharaha, mena vazana, main-dambana, kalazalahy, sifotra antitra, ombalahy be vozona, zanak' omby tsy ampianarin-domano, ampingaloha, goaika antitra |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word raindahiny |
Updated on 2024/08/13 |