Entry | 1 maintimolaly |
Elementary words | 2 mainty, molaly |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 tranainy [1.1] |
Explanations in French |
5 [mainty molaly] ancien et respectable 6 [mainty molaly] les anciens élèves 7 [mainty molaly] action de fertiliser le sol [1.5#198] |
Examples |
8 Ka mazotoa rniasa, haha-maintimolaly ny tany tsy hitrangan' ny mosary intsony. [1.436#] 9 Andrianaivoravelona hisakafo tany an-tranony, teny Faravohitra, ny mpivavaka maintimolaly. [2.649#] |
Derivatives |
|
Other spellings | 11 maintymolaly |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word maintimolaly |
Anagrams | 15 maintimolaly, mainty molaly |
Updated on 2023/06/08 |