Entry | 1 molaly |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
4 Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [1.1] |
Explanations in English |
5 soot [1.7] |
Explanations in French |
6 suie [1.8] |
Examples |
7 Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony. [2.470] |
Compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word molaly |
Anagrams | 12 lamoly, lomaly, lômaly, molaly |
Updated on 2023/06/12 |