Entry | manamainty molaly ny tany | |
Elementary words | mainty molaly ; manamainty ; molaly ; tany | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manao izay hahabe ny vokatry ny tany, milofo amin' ny fambolena [1.1] | |
Explanations in English | To develop a country's resources [1.7] | |
Explanations in French | Développer le pays et ses ressources [1.8] | |
Updated on 2023/11/20 |