|
|
|
|

Entry (1/5)1  ray
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny lehilahy manan-janaka tokana na maro: i Rainilita no rain' Ibalita; ilazana koa ny olona tokotokony ho ray na tsy niteraka aza, toy ny vadin' ny reny niteraka (raikely), lehilahy nihahy sy nitaiza (ray mpitaiza), ny lehilahy nanangana ho zanaka (ray nanangana), ny ray tampo amin' ny ray aman-dreny (ireo dadatoa isan-kolafiny)
4  [1.78] [Taifasy, Taimoro, Taisaka, Bara, Sakalava, Tanosy] aba
5  [1.2] [Provincial] ada
6  [1.78] [Betsimisaraka] baba
7  [1.1] dada
8  [1.7] ikaky
9  [1.19] [Tankarana] kaky
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] father
Explanations in French  11  [1.3#500, 1.54, 1.8, 1.5] père
12  [1.3#500, 1.5] oncle
13  [1.3#500] beau-père, père adoptif, père nourricier, les hommes âgés
Vocabulary  14  Relationships: family
Morphology 
15  Simple :
16  Prefixed :
Synonyms  17  aba, ada, baba, dada, ikaky
Analogs  18  andryiankinana, hajasyvoninahitra, kiadysyvoninahitra, lanyvoamenazato, lanysikajyarivo, vatonandiavana
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Proverbs  60  Proverbs containing the word ray

Entry (2/5)61  ray
Part of speech  62  noun
Explanations in Malagasy  63  [1.1] Kasika: Zaza tia ray
Fakana zavatra amin' ny tanana
Fampidirana olona ao an-trano
Explanations in French  64  [1.3#500, 1.5] action de saisir avec la main
65  [1.3#500] action de prendre, d'accueillir, de donner l'hospitalité, de recevoir, d'admettre
Derivatives 
66  Active verbs :
67  Passive verbs :
68  Relative verbs :
69  Names :
70  Adjectives :
Synonyms  71  rairay

Entry (3/5)72  ray
Part of speech  73  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  74  [1.1] Tenim-piontanana fanao eo alohan' ny olona itenenana raha maro: Henoy izao teny izao, ray vahoaka
Explanations in French  75  [1.3] pour ry : Ray olona! (Ô peuple!)
Compound words 

Entry (4/5)77  ray
Part of speech  78  adjective
Explanations in Malagasy  79  [1.1] Fanononana haingana ny Iray

Entry (5/5)80  ray    
Part of speech  81  noun
Explanations in English  82  [1.7] tanamasoandro: the rays of the sun; the spokes of a wheel

Anagrams  83 

Updated on 2025/01/21