|
|
|
|

Entry (1/4)1  -drain'
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  of/by the father of [3.1]
Explanations in French  4  de/par le père de [3.1]
Examples  5  fa raha mahatsiaro ny ratsy ataon-drain-tena, na maty aza ahoako! [2.299#159]
6  Rahalahin-drain'ialahy sy anabavin-drain' ialahy iray tam-po no ao [2.588]
Morphology 
7  Prefixed :

Entry (2/4)8  drain
Part of speech  9  active verb
Explanations in Malagasy  10  mandany na mampiala tsikelikely
11  misotro hatramin' ny farany [1.17.mg#32]

Entry (3/4)12  drain
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  fantsona na tatatra anariana rano maloto
15  zavatra mandany hery, vola, ets. tsikelikely [1.17.mg#32]

Entry (4/4)16  drain
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  tatatra na fantsona fanamainan-tany [1.9.mg#126]

Anagrams  19  -drain', indra, indrà, nidra

Updated on 2023/02/21