Entry (1/6) | 1 dada |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady |
Explanations in English |
4 [1.7] father, dad |
Explanations in French |
5 [1.8] père |
Examples |
6 Manao ahoana i dada? [2.4#] 7 Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#] 8 Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#] |
Synonyms | 9 aba, ada, baba, ikaky, ray |
Compound words |
|
Titles |
13 Dada (Solonomenjanahary Ranivoarisoa) 14 Dada sy Neny (Rinarasoa Estine) |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word dada |
Entry (2/6) | 16 dada |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany |
Explanations in English |
19 [1.2] a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum |
Vocabulary |
20 Game |
Entry (3/6) | 21 dada |
Part of speech | 22 noun |
Explanations in Malagasy |
23 [1.78] [Tambahoaka]
adaladala |
Explanations in French |
24 [1.19] [Tankarana]
un peu fou, bête, cf. dahidahy |
Synonyms | 25 dadoa |
Entry (4/6) | 26 dada |
Part of speech | 27 masculine noun |
Explanations in French |
28 [1.66] hevi-mahazatra, hevi-tiana |
Entry (5/6) | 29 dada |
Part of speech | 30 masculine noun |
Explanations in French |
31 [1.66] (fitenin' ankizy) soavaly |
Entry (6/6) | 32 Dada |
Elementary words | 33 dada |
Part of speech | 34 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
35 Literature: books |
Author |
36 Solonomenjanahary Ranivoarisoa |
Anagrams | 37 |
Updated on 2025/01/21 |