Entry | dadanaivo (dada, ivo) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1] | |
Vocabulary | Relationships: family | |
Anagrams | dadanaivo, voadadina |
Updated on 2020/07/31 |