|
|
|
|

Entry1  adaladala
Root  2  adala
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona kely saina, tsy misy loha, fatra-panaonao foana sady miseho ho bado, tsy mahazo tsara na oviana na oviana izay lazaina aminy: adaladala ilay vahinin-dry zareo ato atsimo: nahazo vorona izy, ka ny volom-bodiny no nongotany fa tsy ny elany, ka lasa nanidina ilay vorona
Explanations in French  5  [1.3, 1.5] étourdi, un peu fou
6  [1.5] insolent
Examples  7  Toa adaladala no fihevitr' izay nanontaniako ahy! [2.5]
8  Tahaka ny adaladala indray ny olona nahita izany rehetra izany. [2.472]
9  fa be adaladala ny olona taloha, tsy mba tahaka ny hendry ankehitriny. [2.48]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Names :
Analogs  15  misy kely, nahafahana, kaondrana, vendrana, tangoarara, fondrana, baibo, zanakalo, tsy tohinina, manangan-tsampona, toraiky, ondranondranana, kidramadrama, manondrana, manasatsasaka, mirendrirendry, mitanendrinendrina, mitandrantandrana, mitondrantondrana, mitondrintondrina, mitondrendrena
Titles  16  Voninkazo adaladala (Andriamanantena Georges)
Proverbs  17  Proverbs containing the word adaladala

Updated on 2025/01/21