|
|
|
|

Entry (1/4)1  manondrana
Root  2  ondrana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina
5  [1.13] mandefa entana any ivelan'ny firenena
Explanations in English  6  [1.2#463] to put goods on board.
Explanations in French  7  [1.3#466] embarquer quelqu'un ou quelque chose
8  [1.13] exporter
Examples  9  Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy. [2.366]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/4)14  manondrana
Root  15  ondrana
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra
Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra
Explanations in English  18  [1.2#463] to show foolishness, to act the fool
Explanations in French  19  [1.3#466] être imbécile, faire le fou
commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense
Examples  20  fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69]
Compound words 

Entry (3/4)22  manondràna
Root  23  ondrana
Part of speech  24  imperative of active verb manondrana [Full list]

Entry (4/4)25  manondràna
Root  26  ondrana
Part of speech  27  imperative of active verb manondrana [Full list]
Explanations in Malagasy  28  [1.1]
Explanations in French  29  [1.3#466] fais l'imbécile!

Anagrams  30 

Updated on 2025/01/28