|
|
|
|

Entry1  ondranondranana
Root  2  ondranondrana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny?
Explanations in English  5  [1.2] silly, half-witted.
Examples  6  Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5#]
Synonyms  7  ondranana
Proverbs  8  Proverbs containing the word ondranondranana

Updated on 2024/12/11