|
|
|
|

Entry1  ondranondranana
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny?
Explanations in English  4  [1.2] silly, half-witted.
Examples  5  [2.5#] Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho.
Root  6  ondranondrana
Synonyms  7  ondranana
Proverbs  8  Proverbs containing the word ondranondranana

Updated on 2024/12/11