Entry (1/2) | 1 miadaladala |
Root | 2 adaladala |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mahay mitondra tena, mitondra tena toy ny adala, manao fanahin'adala, tsy mahay mipetraka: Raha miadaladala eo ianao, entiko any amin' ny fanjakana 5 Tia loatra, matimaty: Niadaladalam-bola ny nao ka tratra tamin'ny farany [1.1] |
Explanations in English |
6 To be simple, unwise, or silly. [1.2] |
Morphology |
|
Synonyms | 11 miadala |
Entry (2/2) | 12 miadaladalà |
Root | 13 adaladala |
Part of speech | 14 imperative of active verb miadaladala |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 miadaladala, miadaladalà, miadaladala, miadaladalà |
Updated on 2023/01/20 |