Entry | 1 hadaladalana |
Root | 2 adaladala |
Part of speech | 3 noun |
Examples |
4 Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely. [2.472] 5 Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |