Entry (1/2) | 1 dadabe |
Elementary words | 2 dada, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fiantsoana ny rain' ny ray na ny rain' ny reny: Andeha ho aiza ianao, ry dadabe ? Kakibe, fa azo ampiasaina koa hilazana tsotra ny rain' ny ray na ny rain' ny reny; raibe: Lasa any an-tsena i dadaben' i Soa Teny fanajana ilazana lehilahy efa zokiolona tokony hanana zafikely |
Explanations in English |
5 [1.2] a grandfather |
Examples |
6 Hodinihina izany, ry dadabe. [2.270] 7 Ny dadaben' I Dada, hono, no nanatrika ny toe-javatra. [2.472] 8 Hozakaiko fa anjara dadabeko, hoy aho, nisento moramora. [2.643] 9 dadabem-borompotsy izany ilay hitanay tary an-dohasaha tary. [2.117] |
Vocabulary |
10 Relationships: family |
Morphology |
|
Compound words |
|
Titles | 14 Ny Sikajin' i Dadabe (Randriamiadanarivo) |
Entry (2/2) | 15 Dadabé |
Elementary words | 16 dadabe |
Part of speech | 17 name (book title) [Full list] |
Vocabulary |
18 Literature: books |
Author |
19 Rakotoson Michèle |
Publishings |
20 Karthala, 1984. Pages: 116 |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |