Entry | 1 Ikaky |
Part of speech | 2 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao aho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao ~ Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon' ny tendrombohitra |
Explanations in English |
4 [1.2] a familiar word used in addressing or speaking of old men, my father. [Mal. Ibu kaka, grandparent.] 5 [1.7] father (a respectful term) cf. dada, ray |
Explanations in French |
6 [1.3] mon père, notre père ; terme honorifique employé en s’adressant aux anciens ou en parlant des anciens personnages marquants 7 [1.8] père (terme respectueux); cf dada, ray |
Examples |
8 Ho tanteraka tokoa ity ny tsodranon' ikaky. [2.528] 9 Handrava ny hevitra efa tapak' ikaky sy Ineny! [2.285] 10 ilay zavatray iny r' ikaky, nalain' ny mpanjaka. [2.606] |
Vocabulary |
11 Forms of Address 12 Relationships: family |
Synonyms | 13 aba, ada, baba, dada, ray |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word Ikaky |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |