|
|
|
|

Entry1  ambatonikaky
Elementary words  2  vato, Ikaky
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Teny tsy fampiasa afa-tsy amin' it fombam-pitenenana itỳ hoe: Manao ambatonikaky: mihenahena amin' ny heviny; ny tena ampiasana an' io fomba fiteny io matetika anefa dia ny mpivarotra mihenahena amin' ny vidin-javatra ataony, izany hoe tsy azo iadiam-barotra: Aza dia manao ambatonikaky re ianao, Andriamatoa [1.1]
Compound words 

Updated on 2023/11/20