Entry | 1 rainazy |
Elementary words | 2 ray, azy |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza olona morainy, manaraka ambokony izay lazaina azy, ka izay asaina ataony, ataony, ary izay angatahina aminy, omeny |
Explanations in English |
5 [1.2] Yielding implicity, of an easy disposition. Rainazibe is also used. 6 [1.7] of an easy-going disposition |
Explanations in French |
7 [1.8] qui a le caractère doux, indulgent |
Examples |
8 rainazy hoy Ilanja ka ny omby kely no afahan-drafozana [2.131] |
Compound words |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word rainazy |
Anagrams | 11 |
Updated on 2025/01/21 |