|
|
|
|

Entry1  raisina (ray)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy 4  Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo 5  Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika 6  Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1]
Explanations in English  7  to be received, to be accepted, to take. [1.2]8  to be received, to be taken [1.7]
Explanations in French  9  qu'on reçoit, qu'on prend [1.8]
Examples  10  alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word raisina

Anagrams  17  isirana, raisina, siraina

Updated on 2023/01/20