Entry | 1 raisina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy |
Explanations in English |
4 [1.2] to be received, to be accepted, to take. 5 [1.7] to be received, to be taken |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on reçoit, qu'on prend |
Examples |
7 [2.472] alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. |
Root | 8 ray |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word raisina |
Anagrams | 15 anisira, arisany, asariny, iraisan, isarany, isarian, isirana, niraisa, nisaria, raisina, rasainy, sarinay, siraina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |