Entry (1/3) | 1 tanamasoandro |
Elementary words | 2 tanana, masoandro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7] |
Explanations in French |
5 rayon du soleil; rayon d'une roue [1.8] 6 rayons de soleil [2.415#6626] |
Examples |
7 Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana. [2.324] 8 Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324] |
Entry (2/3) | 9 tanamasoandro |
Elementary words | 10 tanana, masoandro |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil [2.415#6626] |
Vocabulary |
13 Economy: finances, management |
Entry (3/3) | 14 tanamasoandro |
Elementary words | 15 tanana, masoandro |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 karazan-javamaniry manome vony mavo [1.13] |
Explanations in French |
18 tournesol [1.3#665, 1.13] 19 helienthus [1.13] 20 (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. [Merina] [1.196] |
Vocabulary |
21 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2024/12/23 |