|
|
|
|

Entry (1/3)1  tanamasoandro
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [1.7] the rays of the sun; the spokes of a wheel
Explanations in French  4  [1.8] rayon du soleil; rayon d'une roue
5  [2.415#6626] rayons de soleil
Examples  6  [2.324] Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana.
7  [2.324] Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana.
Elementary words  8  tanana, masoandro

Entry (2/3)9  tanamasoandro
Part of speech  10  noun
Explanations in French  11  [2.415#6626] les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil
Vocabulary  12  Economy: finances, management
Elementary words  13  tanana, masoandro

Entry (3/3)14  tanamasoandro
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.13] karazan-javamaniry manome vony mavo
Explanations in French  17  [1.3#665, 1.13] tournesol
18  [1.13] helienthus
19  [1.196] (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. [Merina]
Vocabulary  20  Botany
Elementary words  21  tanana, masoandro
Scientific name 

Updated on 2025/02/02