|
|
|
|

Entry1  masoandro
Elementary words  2  maso, andro
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro
Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao
Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] the sun
Explanations in French  6  [1.3] soleil
(figuré) le père, le souverain
7  [1.8] le soleil
Examples  8  Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. [2.499#]
Vocabulary  9  Astronomy
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  34  Proverbs containing the word masoandro
Article  35  Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly

Anagrams  36 

Updated on 2025/01/21