Entry | 1 vaky masoandro |
Elementary words | 2 vaky, masoandro |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 fotoana tsy ahitana afa-tsy ilany kely amin' ny masoandro vao miposaka [1.1] |
Explanations in French |
5 le lever du soleil [1.3] |
Examples |
6 Iraho ny iray amin'ny ankizivavinao, hizaha raha maty izy, mba handevenako azy alohan'ny vaky masoandro. [2.996] |
Vocabulary |
7 Time |
Updated on 2023/05/19 |