Entry (1/2) | 1 vaky |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza zavatra potika noho ny olona na vely nahazo azy na noho ny fianjerany: Vaky ny solomasoko 4 Simba, rava: Vakin' ny rano ny fefiloha 5 Miseho: Vaky masoandro 6 Fantatry ny olona rehetra: Vaky izao ny tsiambaratelony 7 Enti-milaza ny ravina, ny voa, ny vony vao mivelatra: Vaky ravina ny zavamaniry amin' ny lohataona [1.1] |
Explanations in English |
8 broken, as glass; split; split open [1.7] |
Explanations in French |
9 brisé, comme le verre; fendu; partagé [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 15 triatra, tapaka, tresaka, mitsefoka, miveraka, misaraka, mivava, manamika, vaky hentana |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word vaky |
Entry (2/2) | 28 vaky |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 Sila-javatra potipotika, poti-javatra: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro 31 Fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazaina: Vaky teny malagasy [1.1] |
Explanations in French |
32 Morceau, partie ; les diverses parties d'un bourgeon qui s'ouvre [1.196] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 35 Proverbs containing the word vaky |
Anagrams | 36 kavy, kivà, vaki, vaky, vika |
Updated on 2023/05/19 |