Entry | 1 vakina |
Root | 2 vaky |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray 5 Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io 6 Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony 7 Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanà nanay 8 Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra 9 Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo. [1.1] |
Explanations in French |
10 qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse 11 qu’on traverse 12 qu’on met en déroute 13 qu’on accuse [1.3] |
Examples |
14 Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique) [1.3] 15 Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3] 16 Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3] 17 Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word vakina |
Anagrams | 25 akavin, ankavy, avanik, kavany, kavina, nakavi, navaik, vakina, vanika |
Updated on 2023/10/24 |