|
|
|
|

Entry (1/2)1  famakiana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fampitresahana
fandalovana eo afovoany
fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso
fanasaratsarahana ny teny voasoratra mba hahaz nana ny hevitra ao anatiny: Nandrasana mafy ny famakiana ny taratasin' i dada
Explanations in French  4  [1.3] l'action de fendre, de casser, de rompre, de lire, l'instrument, le motif
5  [1.13] fendage
Examples  6  [2.117] Avy any an-kavanana miankavia no famakiana azy.
7  [2.59] ary ny tanana an-kavanana atao ambon'ny Baiboly, ary nony vita ny famakiana ilay teny enindoha;
8  [2.576] Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity.
Root  9  vaky
Compound words 
Phytonyms 
Titles  12  Famakian-teny malagasy (Ravelomoria Wast)

Entry (2/2)13  famakiana
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  [1.1] Karazam-panafody atao fampivalanana
Vocabulary  16  Health
Root  17  vaky

Anagrams  18  famaikana, famakiana, fanamaika

Updated on 2025/01/31