Entry |
famakian-teny
|
Elementary words | famakiana ; teny |
Part of speech | locution
|
Explanations in English | [ famakianteny ] A reading book or lesson A lectern [1.2]
|
| Reading; a reading lesson [1.7]
|
Explanations in French | La lecture; un morceau à lire [1.8]
|
| Lecture [1.13, 1.66]
|
Examples |
1 | Tsy mitompo teny fantatra ny mpanoratra, nefa hafa lavitra noho ireo boky famakianteny malagasy efa misy amin'izao fotoana izao
[2.332]
|
2 | Koa heverinay fa ho fanoitra lehibe ho an' ny mpianatra eo amin' ny famakianteny sy fanazaran-tsaina ny rohy Vola mba hirosoany ho amin' ny lalindalina kokoa hatrany eo amin' ny fianarany sy ny fiainan-koaviny
[2.117]
|
|
|