Entry | 1 vakim-pileovana |
Elementary words | 2 vaky, fileovana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in French |
4 [1.8] sous-préfecture |
Examples |
5 Miasa eo ambany fiahian' ny solontenam-panjakana na ny lehiben' ny boriborintany ara-panjakana ny lehiben' ny kartie: ny lehiben' ny vakimpileovana no manendry azy, ary maro ny andraikitra sahaniny izay itovizany amin' ny lehiben' ny faribohitra. [4.27#] |
Updated on 2024/12/07 |