|
|
|
|

Entry1  tsy vaky atatra
Root  2  tsy, vaky, atatra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra
Explanations in French  5  [1.3] impudent, éhonté
Examples  6  Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Other spellings  7  tsyvakiatatra
Synonyms  8  tsy vaky afero
Antonyms  9  vakyatatra
Compound words 

Anagrams  11  tsyvakiatatra, tsy vaky atatra

Updated on 2021/10/13