|
|
|
|

Entry1  tsy vaky atatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra
Explanations in French  4  [1.3] impudent, éhonté
Examples  5  [2.4] Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny.
Elementary words  6  tsy, vaky, atatra
Other spellings  7  tsyvakiatatra
Synonyms  8  tsy vaky afero
Antonyms  9  vakyatatra
Compound words 

Anagrams  11  tsyvakiatatra, tsy vaky atatra

Updated on 2025/02/12