Entry (1/4) | 1 atatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
akotry 4 [1.78] [Tanala] fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary 5 [1.1] Akotry tsy voavaofy tamin' ny fitotoana azy ka mbola miharo amin' ny fotsimbary 6 [1.78] [Bezanozano] akotry 7 [1.13] fonon'ny voambary ivelany amin'ny akotry |
Explanations in French |
8 [1.13] glumelle 9 [1.196] Grains de riz que le pilonnage n'a pas décortiqué et qui sont mêlés aux grains convenablement débarassés de leurs glumes. On doit les séparer un à un du riz décortiqué. C'est l'opération appelée fanalana atatra ou fitsimponana [Merina] 10 [Betsileo] |
Vocabulary |
11 Botany: (in general) |
Synonyms | 12 akatatra |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 15 atatra |
Part of speech | 16 noun |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin' itỳ fomba fiteny itỳ: Tsy vaky atatra: tsy mahalala menatra) Tsy vaky afero, tsy valahara |
Entry (3/4) | 18 atatra |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 24 atatra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis) |
Explanations in French |
27 [1.196] (sens général : tomber raide mort après avoir mangé avec voracité ; allusion à la toxicité des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H. Perrier (Euphorbiaceae). Voir aussi betatra. Nom de plusieurs arbres de la famille des Lauraceae. [Mahafaly]
|
Vocabulary |
28 Botany: grass |
Scientific name |
|
Quotes | 30 Texts mentioning atatra |
Anagrams | 31 |
Updated on 2025/01/21 |