|
|
|
|

Entry1  miatatra
Root  2  atatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy
Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý
Explanations in English  5  [1.2] to eat voraciously or ravenously
to weep much
to be confounded
to be dead
Explanations in French  6  [1.3#64] manger gloutonnement
se pâmer de rire ou de douleur: Niatatry ny hehy izy (Il se pâmait de rire) ~ Niatatry ny alahelo izy (Il était suffoqué de douleur)
tomber mort ou raide: Voan' ny bala izy ka niatatra tery (Il fut frappé par une balle et tomba raide mort)
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21