Entry (1/3) | 1 mamaky |
Root | 2 vaky |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manapotika zavatra amin' ny fandonana azy amin-javatra hafa na amin' ny fanatontàna azy amin' ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? 5 Mampitresaka, manasaka: Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra 6 Manimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika 7 Mandalo eo afovoany manomboka amin' ny laniny iray ka hatramin' ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin' itỳ hevitra itỳ): Menatra erỳ izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be 8 Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakotono namaky lainga an-dRajaona [1.1] |
Explanations in English |
9 to split; to break [1.7] |
Explanations in French |
10 fendre dans le sens de la longueur; casser [1.3, 1.8] 11 rompre 12 traverser, aller, passer 13 mettre en déroute [1.3] |
Examples |
14 namaky ny any atsimo manontolo izahay (Nous avons traversé tout le sud) [1.3] 15 Izahay no namaky voalohany iny làlana iny (Nous avons été les premiers à passer par ce chemin) [1.3] 16 namaky ny fefiloha ny rano (L’eau a rompu la digue) [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Patronyms |
|
Entry (2/3) | 28 mamaky |
Root | 29 vaky |
Part of speech | 30 active verb |
Explanations in Malagasy |
31 Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina [1.1] |
Explanations in English |
32 to read [1.7] |
Explanations in French |
33 lire [1.3, 1.8] 34 publier [1.3] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 40 mamaky |
Root | 41 vaky |
Part of speech | 42 active verb |
Explanations in French |
43 accuser, dénoncer [1.3] |
Morphology |
|
Updated on 2023/06/15 |