|
|
|
|

Entry1  mamakitratra
Elementary words  2  mamaky, tratra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Halavan-drefy mitovy amin' ny fivelaran-tanana iray tonga hatreo amin' ny sasaky ny tratra (ny mamakitratra dia mitovy amin' ny indimin' ny zehy ) [1.1]
Explanations in English  5  a measure from the middle of the chest to the fingertips, about a yard [1.7]
Explanations in French  6  yard [1.4.fr#860, 1.8]
7  une demi-brasse [1.8, 2.415#6695]
8  mesure du milieu de la poitrine au bout des doigts [1.8]
9  de l' extrémité d' une main jusqu'au milieu de la poitrine, le bras étant déployé horizontalement. [2.415#6695]
Examples  10  Ary ny tafondro ao misy faharoa sy mamakitratra; [2.366]
11  Ary ny halavan'ny trano misy ny basy faha 57 sy mamakitratra, 345 dia; [2.366]
12  ary nony nanezaka ny sasany dia nahafaka faharoa, ary ny sasany faharoa sy mamakitratra, ary ny sasany fahatelo, etc. [2.69]
Vocabulary  13  Space
Analogs  14  mamakytratra

Anagrams  15  mamakitratra, mamaky tratra

Updated on 2024/05/31