Entry (1/5) | 1 tratra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] overtaken 5 [1.7] caught |
Explanations in French |
6 [1.8] attrapé, pris, atteint |
Examples |
7 [2.472] Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 66 Proverbs containing the word tratra |
Entry (2/5) | 67 tratra |
Part of speech | 68 noun |
Explanations in Malagasy |
69 [1.1] Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo. |
Explanations in English |
70 [1.2] the breast 71 [1.7] the chest |
Explanations in French |
72 [1.3, 1.8] la poitrine 73 [1.3] le poitrail |
Examples |
74 [2.470] Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony |
Vocabulary |
75 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 111 Proverbs containing the word tratra |
Entry (3/5) | 112 tratra |
Part of speech | 113 noun |
Explanations in Malagasy |
114 [1.78] [Tambahoaka]
refy |
Entry (4/5) | 115 tratra |
Part of speech | 116 noun |
Explanations in Malagasy |
117 [1.78] [Taisaka]
fifanarahana |
Entry (5/5) | 118 tratra |
Part of speech | 119 noun |
Explanations in French |
120 [1.196] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
121 Botany |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |