|
|
|
|

Entry1  lamosina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
Explanations in English  4  the back [1.2, 1.7]
5  [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
Explanations in French  6  le dos [1.3#382, 1.8]
Examples  7  Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
8  dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
9  ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Vocabulary  10  Biology
Derivatives 
11  Adverbs :
Compound words 
Holonym 
Co-meronyms 
Proverbs  19  Proverbs containing the word lamosina

Updated on 2024/10/30