Entry | 1 tongotra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana |
Explanations in English |
4 [1.7] a foot, a leg |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] pied, jambe, patte |
Examples |
6 Tsy tongotro mandia alanana Tsy tanako mandray joria [2.246] 7 Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471] 8 Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472] |
Vocabulary |
9 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Hyponyms |
|
Holonym |
|
Meronyms |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 93 Proverbs containing the word tongotra |
Article |
94 Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/01/21 |