Entry (1/5) | 1 soroka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitambaran' ny taolana roa -- rangomaina sy taolam-panavy -- izay mampifandray ny sandry amin' ny tenabe |
Explanations in English |
4 [1.7] the shoulder |
Explanations in French |
5 [1.3#633, 1.8] l'épaule |
Examples |
6 Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472] |
Vocabulary |
7 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Entry (2/5) | 39 soroka |
Part of speech | 40 noun |
Explanations in Malagasy |
41 [1.1] Fanalana ny tany na ahitra amin' ny angady, izay asosa hisafosafo ny tany ny vohony: Soroka ahitra |
Explanations in French |
42 [1.3#633] action de racler, d'égaliser, d'enlever avec la bêche. |
Derivatives |
|
Entry (3/5) | 45 soroka |
Part of speech | 46 noun |
Explanations in Malagasy |
47 [1.1] Fialana amin' ny famelezana, toy ny tora-bato, kapoka, totohondry: Soro-baton' ilay jamba: voa vao mihilana (ohab.) |
Explanations in French |
48 [1.3#633] action d'esquiver un coup en se penchant. |
Derivatives |
|
Entry (4/5) | 50 soroka |
Part of speech | 51 noun |
Explanations in Malagasy |
52 [1.1] [Betsimisaraka]
Sotro ravina |
Examples |
53 Ravina natao soroka (sotro) no isotroana ny rano. [2.245#] |
Entry (5/5) | 54 soroka |
Part of speech | 55 noun |
Explanations in French |
56 [1.196] (sens général : action de racler ; allusion à l'emploi des écorces en médecine populaire). Dalbergia pterocarpiflora Baker (Fabaceae). L'un des palissandres malgaches. On en râpait aussi les écorces pour les employer en teinture, pour tanner les cuirs, etc. [Bezanozano]
|
Vocabulary |
57 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 59 |
Updated on 2025/01/21 |