Entry | 1 loha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay |
Explanations in English |
4 [1.7] the head; the front part |
Explanations in French |
5 [1.8] la tête; la partie avant |
Examples |
6 Elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257#] 7 Dia hisy loha ho tapaka indray atsy ho atsy! [2.528#] |
Vocabulary |
8 Biology 9 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 17 filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpandidy, vovonana iadian' ny lohany, loholona, ben' ny tany, ray aman-dreny, tompomenakely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 185 Loharano (Andrianjafitrimo Edouard) |
Holonym |
|
Meronyms |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 214 Proverbs containing the word loha |
Article |
215 Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 216 |
Updated on 2025/01/21 |