Entry (1/2) | 1 vody |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ny fitombenana na ny fipetrahana: "Mikisaha ny vody kely hipetrahan' ny vody be", hoy ireo mpanifikifika ny madinika 4 Ny faritra ambany amin' ny zavatra iray: Nitsangantsangana teny am-body tendrombohitra izahay 5 Fotobeny manakaiky ny fakany: Vody hazo, vody trano 6 Ny farany ambany amin' ny lavaka, na ny fara laharana amin' ny mpilahatra: Vody lavaka ~ Vody laharana 7 Ny fakan' ny zavamaniry fihinana sasantsasany toy ny mangahazo, vomanga, saonjo sns...: Vody saonjo. [1.1] |
Explanations in English |
8 the rump, the posterior (vulgar when used about humans) [1.7] |
Explanations in French |
9 le derrière, le postérieur, la croupe [1.8] 10 (sens général : derrière, base, fondement). Pour les arbres : la souche, le pied, la base du tronc. On dit par exemple : ambodi-akondro (au pied des bananiers) ~ ambodi-bonara (au pied du « Bois noir » ou Albizia lebbeck). Ce sont des noms donnés à de très nombreux villages. En composition : vodi-tronga : souche des arbres coupés ; chicot. 11 Pour les plantes herbacée : la souche surtout si elle est renflée, le tubercule épigée ou hypogée, le bulbe, les racines tuberculeuses, etc. Exemples : Makadiry ny vodin' ity mangahazo ity (les tubercules de ce manioc sont énormes) ~ Mampandatsa-dranomaso ny vodi-tongolo (le bulbe de l'oignon fait verser des larmes). En composition : vodi-bary : éteule ; bas de chaumes restant debout après la moisson. [1.196] |
Examples |
12 Lalovany ny tranony, ivarinany ny hady, itampifiany ny vody hazo, savasavainy ny vero mandifotr' olona sy ny dingadingana manolo-pasana. [2.470#30] 13 Sahala amin' ny vody soaonjo ny vody viha, saingy lehibe. [2.472#39] |
Vocabulary |
14 Biology |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Proverbs | 51 Proverbs containing the word vody |
Entry (2/2) | 52 vody |
Part of speech | 53 noun |
Explanations in French |
54 arbre, plante [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Anagrams | 55 dovy, vody |
Updated on 2024/10/30 |