Entry | 1 ondam-body |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
akalam-bory, seza bory: Laha mijaka ñy momba anahy sy anao io ondam-body nipetrahantsiana io dia asa mandy (raha niteny ny momba ahy sy anao io akalam-bory nitoerantsika io dia asa fotsiny) 4 [1.1] ondan-tseza fipetrahana 5 [1.1] [Taimoro] [ondambody] Ondana atao hipetrahan' ny olona nasaina |
Elementary words | 6 ondana, vody |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |