Entry | 1 faravodilanitra |
Elementary words | 2 fara, vody, lanitra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro |
Explanations in English |
5 [1.2] (fara vodi-lanitra) The horizon 6 [1.7] the horizon |
Explanations in French |
7 [1.8] horizon |
Examples |
8 Any an-koatr' irý faravodilanitra iry! [2.499#] 9 Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. [2.528#] 10 Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! [2.357#] |
Vocabulary |
11 Geography: (in general) |
Updated on 2024/12/07 |